Epistola Voalohan'i Md. Joany

Toko faha-4

5 Avy amin'izao tontolo izao izy ireny, ka izany no anaovany fitenin'izao tontolo izao, sy ihainoan'izao tontolo izao azy. 19 Aoka ho tia an'Andriamanitra àry isika, fa izy no efa tia antsika taloha. 20 Raha misy milaza azy ho tia an'Andriamanitra, nefa mankahala ny rahalahiny, dia mpandainga izy, satria, raha ny rahalahiny hitany aza tsy tiany, hataony ahoana no fitia an'Andriamanitra tsy hitany?

21 Sady izao no didiny efa azontsika: izay tia an'Andriamanitra dia tsy maintsy tia ny rahalahiny koa.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1662